Le maître et son disciple (en malgache)
Le maître et son disciple (en malgache)

Le maître et son disciple (en malgache)

 
0.0 (0 voto(s))

$ 10


AVEC DELAI . . .


Mitodika amin'ny Tompo aho.
Mandray Azy eo amin'ny fiainako aho.
Endrey izany tokony hiovàko raha oharina amin'ny fiainako lasa.
Maro ireo fanontaniana mandalo ato an-dohako (sy ireo fanontaniana tokony mbola hataoko amin'ny tenako!).
Afaka ny hahazo antoka ve aho fa manana ny fiainana mandrakizay?
Efa nanaiky anl Kristyaho.
Fa manova inona eo amin'ny fiainako izany?
Inona no atao hoe fiainana kristiana?
Ahoana no famaky ny Baiboly?
Ahoana no hatao hiadiana amin'ny fahotana?
Tokony hanolo-tena ho amina Fiangonana ve aho?
Ary ny Fanahy Masina, inona moa izany?
Ireo fanontaniana rehetra ireo, sy maro hafa ihany koa, dia resahana ato aminlty boky fampianarana ity, izay tsotra dia tsotra, sady tena ara-Baiboly tokoa.
Ahoana no hahatongavana ho "mpianatr"' ilay "Mpampianatra"?

ISBN: 9782912821232
Editorial: Biblos
Referencia de producto: BIBM030
Dimensiones: 210 x 297 x 7 mm
Peso: 0.342kg
Número de páginas: 96
Fecha de lanzamiento: 31.08.2020

Comentarios y opiniones

Escriba un comentario para este producto

You must be logged in and purchase this product to leave a review.